Hoy i E.D ANDRIAMALALA.
ANDIAN-javatra roa lehibe no maha-firenena ny firenena:
Ny voalohany dia zavatra mora miova na mety hiova, ary indraindray natao hiova.Tsy inona ireo fa ny SATAM-PANJAKANA sy ny olona eo amin’ny FAHEFANA.
Ny antokon-javatra faharoa koasa dia zavatra tsy natao hiova sady tsy tokony hiova, dia ny TANINDRAZANA sy ny FIRENENA ary ny FAHALEOVANTENA.
Tiré de son livre intitulé ” NY FANAGASIANA”
Tratry ny Asaramanitra, antsika jiaby ! 🇲🇬